FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Aogositra p. 4
  • Fanoharana Momba ny Farantsa Folo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanoharana Momba ny Farantsa Folo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Mandraisa Lesona avy Amin’ilay Fanoharana Momba ny Talenta
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Ny fanoharana ny amin’ny farantsa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Ny fanoharana ny amin’ireo farantsa
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
  • Ilay Fanoharana Momba ny Farantsa Folo
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Aogositra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 19-20

Fanoharana Momba ny Farantsa Folo

19:12-24

Ilay tompo sy ny mpanompony ary kitapo maromaro misy vola

Inona no dikan’ireo zavatra resahina ao amin’ilay fanoharana?

  1. Ilay tompo dia i Jesosy

  2. Ireo mpanompo dia ny mpianany voahosotra

  3. Ny vola nankinin’ilay tompo tamin’ny mpanompony dia ny tombontsoa hanao mpianatra

Mampitandrina ny Kristianina voahosotra ilay fanoharana hoe inona no hitranga amin’izy ireo raha lasa manao hoatran’ilay mpanompo ratsy fanahy izy ireo. Tian’i Jesosy hampiasa tsara ny fotoanany sy ny heriny ary ny fananany ny mpanara-dia azy, mba hanaovana mpianatra maro kokoa.

Inona no tokony hataoko mba hampisehoana hoe mazoto manao mpianatra hoatran’ireo voahosotra aho?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara