FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Aogositra p. 6
  • Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • ‘Manohiza Mifamela Heloka Amin-kalalahana’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Jehovah, Ilay Mpamela Heloka Miavaka Indrindra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Aoka Isika Hifamela Heloka Tanteraka
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Mamela Heloka toy ny Ataon’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1994
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Aogositra p. 6
Jesosy mamela ny helok’i Petera

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 23-24

Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika

24:34

Rahalahy roa mampiasa andinin-teny mba handaminana olana, ary avy eo mifamela

Iza izao no nanao zavatra nampalahelo ahy, nefa mbola tsy navelako ny helony?

Inona no dikan’ny hoe “vonona hamela heloka”? (Sl 86:5) Mandinika ny olombelona mpanota i Jehovah sy ny Zanany. Raha vao hitan’izy ireo hoe miova ilay olona nanao fahadisoana, dia vonona hamela ny helony izy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara