FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Septambra p. 7
  • Miezaha Hanetry Tena toa An’i Kristy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Hanetry Tena toa An’i Kristy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no Ilaina ny Manetry Tena?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Miezaha Hanana Toetra Tsara: Fanetren-tena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Ho Vitanao ny Hanetry Tena na dia Tsy Mora aza Izany
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • ‘Ao Amin’ny Olona Mihevi-tena Araka ny Antonony no Misy Fahendrena’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Septambra p. 7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha Hanetry Tena toa An’i Kristy

Jesosy mampianatra ny mpianany hanetry tena toy ny zaza

I Jesosy no olona niavaka indrindra hatramin’izay. Nanetry tena foana anefa izy ka i Jehovah no nomeny voninahitra. (Jn 7:16-18) Tsy hoatr’izany kosa ny anjely iray fa nanambony tena, ka lasa Devoly na “Mpanendrikendrika.” Antsoina koa izy io hoe Satana. (Jn 8:44) Nanahaka azy ny Fariseo, ka nanambany an’izay nino hoe i Jesosy no Mesia. (Jn 7:45-49) Ahoana no hampisehoantsika hoe manahaka an’i Jesosy isika rehefa mahazo andraikitra na tombontsoam-panompoana?

JEREO ILAY VIDEO HOE ‘MIFANKATIAVA’: AZA MIALONA NA MIREHAREHA, FIZARANA 1, ARY VALIO ITY FANONTANIANA ITY:

  • Alex manambony tena rehefa miresaka amin’i Bill sy Karl

    Ahoana no ahitana hoe nanambony tena i Alex?

JEREO ILAY VIDEO HOE ‘MIFANKATIAVA’: AZA MIALONA NA MIREHAREHA, FIZARANA 2, ARY VALIO IRETO:

  • Alex manetry tena rehefa miresaka amin’i Bill sy Karl

    Ahoana no ahitana hoe nanetry tena i Alex?

    Nahoana no nampahery an’i Bill sy Karl ilay resaka?

JEREO ILAY VIDEO HOE ‘MIFANKATIAVA’: AZA MANAMBONY TENA NA MANAO IZAY TSY MAHAMENDRIKA, FIZARANA 1, ARY VALIO ITY FANONTANIANA ITY:

  • Rahalahy Henri tsy manetry tena rehefa miresaka amin’i Fania

    Ahoana no ahitana hoe tsy nanetry tena ny Rahalahy Henri?

JEREO ILAY VIDEO HOE ‘MIFANKATIAVA’: AZA MANAMBONY TENA NA MANAO IZAY TSY MAHAMENDRIKA, FIZARANA 2, ARY VALIO IRETO:

  • Rahalahy Henri manetry tena rehefa miresaka amin’i Fania

    Ahoana no ahitana hoe nanetry tena ny Rahalahy Henri?

    Nahoana ny Rahalahy Henri no modely tsara ho an’i Fania?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara