FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Oktobra p. 6
  • “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Manàna Herim-po!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Jaona 16:33: “Efa Nandresy An’izao Tontolo Izao Aho”
    Fanazavana Andinin-teny
  • Herim-po
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • “Mahereza ... ka Ataovy Ilay Asa”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Oktobra p. 6
Jesosy miresaka amin’ireo apostoly tsy mivadika

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 15-17

“Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo”

15:19, 21; 16:33

  • Nandresy an’izao tontolo izao i Jesosy satria tsy nanahaka azy io mihitsy

  • Mila herim-po ny mpanara-dia an’i Jesosy mba tsy hanahaka ny toe-tsain’ity tontolo ity sy ny fanaony

  • Hahavita handresy an’izao tontolo izao hoatran’i Jesosy isika, raha misaintsaina ny ohatra navelany

Rahoviana aho no mila mampiseho hoe tsy anisan’izao tontolo izao?

Inona amin’ny zavatra avoakan’ny haino aman-jery no mety hahatonga ahy hanana ny toe-tsain’izao tontolo izao?

Rahalahy tanora tsy manao fombafomba mampiseho fitiavan-tanindrazana; rahalahy mandà ny asa omena azy; rahalahy iray mitory amin’ny tanora hoatr’azy; mpivady kristianina miresaka amin’ny dokotera
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara