FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Novambra p. 4
  • Sahy Nitory ny Tenin’Andriamanitra Izy Ireo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sahy Nitory ny Tenin’Andriamanitra Izy Ireo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Mpampianatra, Fampianarana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mesia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fariseo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jesosy Kristy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Novambra p. 4
Petera sy Jaona sahy mitory amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny olon-kafa

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 4-5

Sahy Nitory ny Tenin’Andriamanitra Izy Ireo

4:5-13, 18-20, 23-31

Nahay nampianatra ny apostoly. Sahy nitory koa izy ireo sady tena nino hoe marina ny zavatra noresahiny. Nahoana? “Niaraka tamin’i Jesosy”, ilay Mpampianatra Lehibe, izy ireo ary nanahaka azy. (As 4:13) Afaka manampy antsika hahay hitory sy hampianatra koa ny modely nomen’i Jesosy. Inona ny sasany amin’izany?

Ampifandraiso ny andinin-teny sy ny lesona mifanitsy aminy.

ANDININ-TENY

LESONA

  • Mt 6:33; Mr 6:31-34

  • Mt 10:18-20; 21:23-27

  • Mt 21:15, 16; Jn 7:16

  • Mt 21:22; Lk 22:39-41

  • Miantehera amin’i Jehovah

  • Ataovy loha laharana ny fanompoana

  • Aza matahotra olona

  • Mampiasà Baiboly rehefa mitory sy mampianatra

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara