FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Desambra p. 7
  • “Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • “Andraso ny Andian’ondrin’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Ry loholona, hevero ho zava-dehibe ny andraikitrareo amin’ny maha-mpiandry
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Ry Anti-panahy, Tahafo Ireo Mpiandry Lehibe Indrindra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • “Aza Matahotra, ry Ondry Vitsy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Desambra p. 7
Anti-panahy miresaka amin’ny olona ao amin’ny Efitrano Fanjakana

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 19-20

“Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”

20:28, 31, 35

Anti-panahy miresaka amin’ny dokotera any amin’ny hopitaly, ary misy rahalahy marary eo akaiky eo

Manome sakafo sy miaro ary mikarakara ny ondry ny anti-panahy. Ataony ao an-tsaina koa hoe novidina tamin’ny ran’i Kristy ny ondry tsirairay. Tena tia sy mankasitraka ny anti-panahy isika, satria mahafoy tena hoatran’i Paoly izy ireo.

Eritrereto izao: ‘Inona no azoko atao mba hampisehoana hoe mankasitraka ny asa mafy ataon’ny anti-panahy aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara