FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Febroary p. 2
  • Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Hanananao Feon’ny Fieritreretana Madio Foana?
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
  • Ampiasao Hampiofanana ny Feon’ny Fieritreretanao ny Toro Lalan’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Manana Fo Nofo ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Tsara Ofana ve ny Feon’ny Fieritreretanao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Febroary p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ROMANINA 1-3

Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao

Rahalahy iray mianatra samirery sady misaintsaina

2:14, 15

Ho azo ianteherana ny feon’ny fieritreretantsika raha...

  1. zarintsika hanaraka ny toro lalan’ny Baiboly

  2. henointsika izy io rehefa mampahatsiahy antsika ny toro lalan’ny Baiboly

  3. mangataka fanahy masina isika mba hanampy antsika tsy hanao ratsy.—Ro 9:1

Inona no toro lalan’ny Baiboly tokony hosaintsainiko rehefa...

  • Mpivady iray tsy manaiky hisotro zava-pisotro misy alkaola

    hanapa-kevitra aho hoe hisotro zava-pisotro misy alkaola sa tsia?

  • Anabavy iray mifidy akanjo hanaovana

    hifidy ny akanjo hanaovako aho, na rehefa mijery hoe mety ve ny paoziko?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara