FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aprily p. 7
  • “Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra” i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra” i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampiononana avy Amin’ilay “Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
  • “Miaraha Mitomany Amin’izay Mitomany”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Ampionòny ny Olona Ory
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Matokia An’i Jehovah, Ilay “Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aprily p. 7
Olona kivy sy mitaintaina miandry any amin’ny hopitaly

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 KORINTIANINA 1-3

“Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra” i Jehovah

1:3, 4

Mampiasa ny fiangonana kristianina i Jehovah mba hampiononana an’ireo kivy. Inona àry no azontsika atao mba hampaherezana an’ireo nidonam-pahoriana?

  • Henoy tsara izy ary aza tapahina ny teniny

  • “Miaraha mitomany amin’izay mitomany.”—Ro 12:15

  • Manorata karta na taratasy ho azy. Azonao andefasana e-mail na SMS koa izy.—w17.07 15, efajoro

  • Miaraha mivavaka aminy ary mivavaha ho azy

Nampahery olona maro ireto andinin-teny ireto:

  • “Akaiky an’izay torotoro fo i Jehovah, ary mamonjy an’izay ketraka.”—Sl 34:18

  • “Rehefa nihabetsaka ny tebiteby tato anatiko, dia ny fampiononanao [Jehovah] no nanafosafo ahy.”—Sl 94:19

  • “Tia antsika Andriamanitra Raintsika sady nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara, noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa. Koa enga anie i Jesosy Kristy Tompontsika sy io Andriamanitra Raintsika io samy hampionona ny fonareo sy hampahery anareo.”—2Te 2:16, 17

Olona manoratra andinin-teny mampahery ao amin’ny taratasy soratany
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara