FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Jona p. 3
  • Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Fitantanan-draharaha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Manangona An’ireo Anisan’ny Fianakaviany i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Hahavita Hiaritra Isika Raha Vonona Hiandry
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fitantanan-draharaha mba Hanatanterahana ny Fikasan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Jona p. 3
Seza fiandrianan’i Jehovah

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EFESIANINA 1-3

Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah

1:8-10

Io fitantanan-draharaha io dia ny fandaharana ataon’i Jehovah, mba hahatonga ny zavaboariny any an-danitra sy ny olombelona ho tafaray.

  • Manomana ny voahosotra ho amin’ny fiainany any an-danitra izy io. Mbola ho eo ambany fahefan’i Jesosy Kristy izy ireo rehefa any

  • Manomana an’ireo hiaina ao amin’ny tontolo vaovao eto an-tany izy io. Ny Fanjakan’ny Mesia no hitondra amin’izay

Inona ny zavatra sasany azoko atao, mba ho tafaray foana ny fandaminan’i Jehovah?

Anabavy roa tsy mitovy volon-koditra miara-manompo; ankizilahy kely sy ny dadany miarahaba rahalahy iray be taona ao amin’ny Efitrano Fanjakana; lehilahy iray mihaino tsara ny vadiny
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara