FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Oktobra p. 8
  • Tian’i Jehovah ny Olona Madio

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tian’i Jehovah ny Olona Madio
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona Marina no Atao hoe Fahadiovana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Zava-dehibe ve ny Fahadiovana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Tian’Andriamanitra ny Olona Madio
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
  • Nahoana no Tena Zava-dehibe ny Fahadiovana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Oktobra p. 8
Rahalahy iray manadio efitra fidiovana ao amin’ny Efitrano Fanjakana

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tian’i Jehovah ny Olona Madio

Matetika isika no maheno ray aman-dreny miteny amin’ny zanany hoe: ‘Sasao ny tananao, fafao ny tokotany, ario ny fako, diovy ny trano.’ Tiany hampianarina hadio mantsy ny zanany. I Jehovah anefa no tena mampianatra antsika hadio. (Ek 30:18-20; De 23:14; 2Ko 7:1) Manome voninahitra an’i Jehovah isika rehefa madio foana ny vatantsika sy ny fananantsika. (1Pe 1:14-16) Ary ahoana ny amin’ny tranontsika sy ny manodidina antsika? Mitandrina isika mba tsy handoto ny tontolo iainana. Tsy manarinary fako eny an-dalana, ohatra, isika. (Sl 115:16; Ap 11:18) Tsy voatery ho amin’ny zavatra lehibe vao hita hoe tia fahadiovana isika. Aiza, ohatra, no ariantsika ny taratasy na sachet avy nihinanantsika zavatra? Tiantsika haseho amin’ny zavatra rehetra ataontsika fa “mpanompon’Andriamanitra” isika.—2Ko 6:3, 4.

JEREO ILAY VIDEO HOE TIAN’ANDRIAMANITRA NY OLONA MADIO, ARY VALIO IRETO:

  • Mitady fialan-tsiny tsy hanadiovana ny fananany ny olona sasany. Inona, ohatra, no lazainy?

  • Hitantsika ao amin’ny Lalàn’i Mosesy ny fiheveran’i Jehovah ny fahadiovana. Hazavao.

  • Tsy amin’ny zavatra lazaintsika ihany isika no afaka manome voninahitra an’i Jehovah. Inona koa no azontsika atao?

Raim-pianakaviana iray miditra ao anatin’ny fiaran’ny zanany ary maloto be ilay fiara, miara-midinika ny fitsipik’i Jehovah momba ny fahadiovana izy mianaka, mpisorona fahiny eo akaikin’ny kovetabe varahina fisasana, mpitory vitsivitsy mivoaka avy ao amin’ilay fiara efa madio

Inona no azoko atao mba hampisehoana fa tia fahadiovana hoatran’i Jehovah aho?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara