FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Desambra p. 3
  • Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Ireo “Taolana Maina” sy Ireo ‘Vavolombelona Roa’: Inona no Ifandraisan’ireo Faminaniana Roa Ireo?
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • Velona Indray Ireo Vavolombelona Roa
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
  • Ireo Andro Ara-paminanian’i Daniela sy ny Finoantsika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Desambra p. 3
Ireo ‘vavolombelona roa’ resahin’ny Apokalypsy. Samy mijoro eo anoloan’ny fitoeran-jiro sy hazo oliva iray avy izy ireo

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 10-12

Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo

11:3-11

  • ‘Vavolombelona roa’: Ireo rahalahy voahosotra nitarika ny vahoakan’i Jehovah tamin’ny 1914. Tamin’io no nanomboka nanjaka ny Fanjakan’Andriamanitra

  • Novonoina ho faty: Nogadraina izy ireo, ary tsy afaka nitarika ny asa fitoriana intsony. Nitranga izany rehefa avy nitory ‘nitafy akanjo gony’ nandritra ny telo taona sy tapany izy ireo

  • Novelomina indray: Navoaka ny fonja ireo rahalahy voahosotra ireo, ary afaka nitarika ny asa fitoriana indray. Nitranga izany rehefa tapitra ireo telo andro sy tapany nahafatesan’izy ireo

Miresaka momba ny nandinihana sy nanadiovana ny tempoly ara-panahy ny Malakia 3:1-3. Ampifandraisin’ny Apokalypsy 11:1, 2 amin’izany ilay faminaniana momba an’ireo ‘vavolombelona roa.’ Izao no aseho eo amin’ny kisarisary: Fanadiovana ny tempoly nanomboka tamin’ny faramparan’ny 1914 hatramin’ny fiandohan’ny 1919; telo taona sy tapany na 1260 andro nanomboka tamin’ny faramparan’ny 1914 hatramin’ny fiandohan’ny 1918; telo andro sy tapany nanomboka tamin’ny fiandohan’ny 1918 hatramin’ny fiandohan’ny 1919.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara