FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Desambra p. 4
  • Aza Matahotra An’ireo Bibidia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Matahotra An’ireo Bibidia
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Miady Amin’ny Biby Masiaka Roa
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
  • Miresaka Momba ny Fahavalon’Andriamanitra ny Bokin’ny Apokalypsy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Ireo biby voalazan’ny Apokalypsy: Mampiseho inona izy ireo?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Ny fiadanana, ny filaminana ary ny ‘sarin’ny bibi-dia’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Desambra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 13-16

Aza Matahotra An’ireo Bibidia

13:1, 2, 11, 15-17

Mila haintsika tsara hoe inona no mifanitsy amin’ireo bibidia voaresaka ao amin’ny Apokalypsy 13. Tsy hatahotra azy ireo isika amin’izay, ary tsy hanohana azy ireo hoatran’ny ataon’ny ankamaroan’ny olona.

Inona no mifanitsy amin’ny bibidia tsirairay?

BIBIDIA

Ilay dragona manana loha fito

Ilay dragona.—Ap 13:1

Ilay bibidia manana loha fito sy tandroka folo

Ilay bibidia manana tandroka folo sy loha fito.—Ap 13:1, 2

Ilay bibidia manana tandroka roa

Ilay bibidia manana tandroka roa hoatran’ny an’ny zanak’ondry.—Ap 13:11

Ny sarin’ilay bibidia

Ny sarin’ilay bibidia.—Ap 13:15

NY MIFANITSY AMIN’IREO BIBIDIA

  • Ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina

  • Ny Fikambanam-pirenena, ary tatỳ aoriana ny Firenena Mikambana

  • Satana Devoly

  • Ny fitondram-panjakana rehetra

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara