FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Janoary p. 5
  • “Izany Indrindra no Nataony”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Izany Indrindra no Nataony”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • “Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra Izy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • “Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra Izy”
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Nanameloka Izao Tontolo Izao ny Finoan’i Noa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Voaro Izy “sy Ireo Fito Hafa”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Janoary p. 5
Noa sy ny zanany lahy iray manamboatra an’ilay sambofiara. Mijoro eo amin’ny esafôdazy ilay zanany ary manosotra godorao amin’ilay sambofiara.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 6-8

“Izany Indrindra no Nataony”

6:9, 13-16, 22

Eritrereto ny ezaka tsy maintsy nataon-dry Noa, tamin’izy ireo nanamboatra an’ilay sambofiara. Tsy nanana fitaovana hoatran’ny amin’izao izy ireo, sady mbola tsy nanamboatra zavatra lehibe hoatran’ny sambofiara mihitsy.

  • Ngezabe ilay sambofiara, satria 133 metatra ny lavany, 22 metatra ny sakany, ary 13 metatra ny haavony

  • Tsy maintsy nikapa hazo izy ireo, nanamboatra ny paozin’ilay izy, ary nibata sy nanakambana azy

  • Tsy maintsy nohosorana godorao ny anatiny sy ivelany tamin’ilay sambofiara

  • Tsy maintsy nanangona sakafo ampy mandritra ny herintaona izy ireo, mba hohanin’izy ireo sy ny biby

  • Naharitra 40 na 50 taona teo ho eo ny fanamboarana an’ilay sambofiara

Nahoana io tantara io no mampahery antsika, rehefa sarotra ny zavatra asain’i Jehovah ataontsika?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara