FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Febroary p. 4
  • Novan’i Jehovah ny Anaran’i Abrama sy Saray

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Novan’i Jehovah ny Anaran’i Abrama sy Saray
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Abrama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Manàna Finoana Tahaka ny An’i Abrahama!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • ‘Rain’izay Rehetra Manam-pinoana Izy’
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Abrahama — Ohatra iray ho an’izay mitady ny fisakaizan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Febroary p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 15-17

Novan’i Jehovah ny Anaran’i Abrama sy Saray

17:1, 3-5, 15, 16

Tsy nanan-tsiny i Abrama teo imason’i Jehovah. Rehefa nohazavain’i Jehovah tamin’i Abrama ny fampanantenany, dia nomeny anarana vaovao i Abrama sy Saray. Nampiseho ny zavatra hitranga tatỳ aoriana ilay anarana vaovao.

Lasa rain’ny firenena maro i Abrahama, ary i Saraha indray lasa razamben’ny mpanjaka maro. Izany mantsy no dikan’ny anaran’izy ireo.

  • Abrahama.

    Abrahama

    Rain’ny Maro

  • Saraha.

    Saraha

    Andriambavy

Sary: Anabavy tanora iray mandroso tsara. 1. Atao batisa izy. 2. Manao anjara amin’ny fivoriana andavanandro izy. 3. Manao fanompoana izy ary mampiseho video amin’ny vehivavy iray.

Tsy afaka mifidy ny anarantsika isika raha vao teraka. Ny lazantsika kosa no azontsika fidina. Maninona àry raha miezaka ny ho tsara laza hoatran’i Abrahama sy Saraha? Eritrereto izao:

  • ‘Inona no azoko atao mba tsy hanan-tsiny eo imason’i Jehovah aho?’

  • ‘Manana laza tsara eo anatrehan’i Jehovah ve aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara