FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Martsa p. 5
  • Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Jakoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nihavana Indray i Jakoba sy Esao
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Zaza Kambana Tsy Nitovy
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Martsa p. 5
Jakoba manao ny akanjon’i Esao, ary misy volon’osy eo amin’ny tendany sy ny tanany. Isaka mikasika ny tanan’i Jakoba.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 27-28

Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba

27:6-10, 18, 19, 27-29

Nilaza faminaniana i Isaka rehefa nitso-drano an’i Jakoba.

  • Sarintanin’ny Tany Nampanantenaina. Miloko maitsomaitso ny tany misy ny Israelita satria mahavokatra. Miloko volontany kosa ny tanin’ny Edomita satria ngazana.

    27:28: Nomen’i Jehovah tany mahavokatra, izay “tondra-dronono sy tantely”, ny taranak’i Jakoba.—De 26:15

  • 27:29: Lasa nahery kokoa noho ny Edomita (taranak’i Esao) ny Israelita (taranak’i Jakoba).—Ge 25:23; 2Sa 8:14

  • 27:29: Voaozona ny Edomita noho izy ireo nankahala ny Israelita. Rava tanteraka ny firenen’izy ireo, tatỳ aoriana.—Ezk 25:12-14

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara