FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aprily p. 5
  • Miady Mafy ve Ianao mba Hahazoana Fitahiana?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miady Mafy ve Ianao mba Hahazoana Fitahiana?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha Hitady ny Fitahian’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Fitahiana, Tsodrano, Fisaorana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Rahoviana no Tahin’i Jehovah ny Ezaka Mafy Ataontsika?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Miady Mafy Foana ve Ianao mba Hotahin’i Jehovah?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aprily p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 32-33

Miady Mafy ve Ianao mba Hahazoana Fitahiana?

32:24-28

Tsy maintsy miezaka mafy isika mba hanao loha laharana an’ilay Fanjakana, raha tiantsika ny hahazo ny fitahian’i Jehovah. (1Ko 9:26, 27) Tokony ho be fikirizana hoatran’i Jakoba isika, rehefa manompo an’Andriamanitra. Asehontsika hoe tena te hahazo ny fitahian’i Jehovah isika raha...

  • manomana tsara ny fivoriana rehetra

  • manompo tsy tapaka

  • manao izay fara herintsika mba hanampiana an’ireo anisan’ny fiangonana

Sary: Renim-pianakaviana iray be atao. 1. Vao mifoha izy dia mivavaka. 2. Mamahana ny zanany kely izy alohan’ny handeha hanompo. 3. Falifaly izy manompo eny amin’ny saha, miaraka amin’ny zanany roa vavy sy ireo anabavy iray fiangonana aminy.

Na mafy be aza ny mahazo anao, dia mivavaha foana amin’i Jehovah mba hampiany. Miezaha koa hanao izay fara herinao amin’ny fanompoana azy, mba hahazoana ny fitahiany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Amin’ny inona aho no mbola mila miezaka mba hahazo ny fitahian’i Jehovah?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara