FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jona p. 7
  • “Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aza Manahy na Amin’inona na Amin’inona”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Tahafo ny Finoan’i Mosesy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Fantaro ny Lalan’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • “Mahita An’Ilay Tsy Hita” ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jona p. 7
Mosesy sy Arona eo anatrehan’i Farao sy ny tandapa sasany.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 4-5

“Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”

4:10-15

Tsy natahotra intsony i Mosesy rehefa nampian’i Jehovah. Inona no azontsika ianarana avy amin’izay nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy?

  • Tsy tokony hifantoka be amin’izay zavatra tsy haintsika isika

  • Afaka matoky isika hoe hanome an’izay rehetra ilaintsika i Jehovah, mba hahavitantsika ny asa nanendrena antsika

  • Tsy hatahotra olona isika raha matoky hoe hanampy antsika Andriamanitra

Rahalahy iray miaro ny finoany eo anatrehan’ny fitsarana.

Ahoana no nanampian’i Jehovah ahy hahavita hitory foana na dia tsy mora aza izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara