FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jolay p. 4
  • Tena Be Herim-po i Mosesy sy Arona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tena Be Herim-po i Mosesy sy Arona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Arona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Mosesy sy Arona — Mpitory Be Herim-po ny Tenin’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • Mosesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jolay p. 4
Mosesy sy Arona mijoro eo anatrehan’i Farao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 10-11

Tena Be Herim-po i Mosesy sy Arona

10:3-6, 24-26, 28; 11:4-8

Tena be herim-po i Mosesy sy Arona rehefa niresaka tamin’i Farao. I Farao mantsy no manam-pahefana ambony indrindra teto an-tany tamin’izany. Nahoana izy mirahalahy no nahavita niresaka taminy? Hoy ny Baiboly momba an’i Mosesy: “Finoana, fa tsy tahotra ny fahatezeran’ny mpanjaka, no nandaozany an’i Ejipta, satria tsy azo nohozongozonina mihitsy izy, toy ny mahita an’Ilay tsy hita.” (He 11:27) Tena nino an’i Jehovah i Mosesy sy Arona sady niantehitra taminy.

Mila herim-po isika rehefa miresaka ny finoantsika amin’ny olona manana fahefana. Rahoviana izany no mety hitranga?

Sary mampiseho hoe rahoviana isika no mila herim-po: 1. Ankizilahy iray mijoro tsara fotsiny mandritra ny hiram-pirenena ao an-dakilasy. 2. Rahalahy iray mitsangana eo anoloan’ny mpitsara. 3. Rahalahy tanora iray manolotra taratasy mivalona, ary misy polisy manara-maso eo akaiky eo.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara