FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Oktobra p. 2
  • Andosiro ny Fanompoan-tsampy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andosiro ny Fanompoan-tsampy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no Miaro Tena Amin’ny Fanompoan-tsampy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Sampy, Fanompoan-tsampy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ahoana no Tian’Andriamanitra Hanompoantsika Azy?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Miarova Tena Amin’ny Karazana Fanompoan-tsampy Rehetra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Oktobra p. 2
Israelita mandihy manodidina an’ilay zanak’omby volamena.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 31-32

Andosiro ny Fanompoan-tsampy

32:1, 4-6, 9, 10

Toa nisy vokany tamin’ny Israelita ny fomba fisainan’ny Ejipsianina, matoa izy ireo lasa nanompo sampy. Mety hiseho amin’ny endriny isan-karazany ny fanompoan-tsampy, ary mety tsy hiharihary be ny sasany aminy. Marina aloha hoe tsy hanompo sampy ara-bakiteny isika. Azo lazaina hoe manompo sampy ihany anefa isika, raha variana amin’izay zavatra tiantsika ka lasa tsirambina ny fanompoantsika an’i Jehovah.

Sary: Fianakaviana iray manao ny zavatra fanaony andavanandro. 1. Ilay raim-pianakaviana mandrafitra, ary miasa aorian’ny ora fiasana. 2. Ny zanany lahy iray manao lalao video. 3. Ilay renim-pianakaviana mividy zavatra be dia be.

Inona amin’ny zavatra fanaoko andavanandro no mety hanelingelina ny fanompoako an’i Jehovah? Inona no azoko atao mba tsy ireo no lasa zava-dehibe kokoa amiko noho ny fanompoana azy?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara