FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Oktobra p. 3
  • Sarobidy Aminao ve ny Fifandraisanao Amin’i Jehovah?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sarobidy Aminao ve ny Fifandraisanao Amin’i Jehovah?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no Miaro Tena Amin’ny Fanompoan-tsampy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Miarova Tena Amin’ny Karazana Fanompoan-tsampy Rehetra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Sampy, Fanompoan-tsampy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tena Mifandray Akaiky Amin’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Oktobra p. 3
Sary: Lehilahy iray miezaka manatsara ny fifandraisany amin’i Jehovah. 1. Mivavaka izy. Misy tsipika manondro miakatra, mampiseho hoe miresaka amin’i Jehovah izy. 2. Mamaky Baiboly izy. Misy tsipika manondro midina, mampiseho hoe miresaka aminy i Jehovah.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Sarobidy Aminao ve ny Fifandraisanao Amin’i Jehovah?

Manana tombontsoa be isika Vavolombelon’i Jehovah. Nitaona antsika hanatona azy tamin’ny alalan’ny Zanany i Jehovah, ilay Tompo Fara Tampony. (Jn 6:44) Mihaino ny vavaka ataontsika koa izy. (Sl 34:15) Afaka manatsara ny fifandraisantsika aminy foana isika, satria efa nanokan-tena sy vita batisa.

Ahoana no hiarovantsika an’izany fifandraisana sarobidy izany? Tsy tokony hanahaka ny Israelita isika. Nanao fifanekena tamin’i Jehovah izy ireo, nefa tsy ela taorian’izay dia nanamboatra zanak’omby volamena ary nanompo sampy. (Ek 32:7, 8; 1Ko 10:7, 11, 14) Saintsaino àry hoe: ‘Inona no ataoko rehefa misy fakam-panahy? Hita amin’ny zavatra ataoko ve hoe sarobidy amiko ny fifandraisako amin’i Jehovah?’ Raha tena tia an’ilay Raintsika any an-danitra isika, dia handositra an’izay zavatra halany.—Sl 97:10.

JEREO ILAY VIDEO HOE AROVY NY FIFANDRAISANAO AMIN’I JEHOVAH (KL 3:5), ARY VALIO IRETO:

  • Inona no atao hoe fitsiriritana?

  • Nahoana isika no tsy tokony hitsiriritra na hanompo sampy?

  • Inona no ifandraisan’ny fijangajangana sy ny fanompoan-tsampy?

  • Nahoana ireo rahalahy manana andraikitra no tena tokony hikarakara an’izay ilain’ny vadiny?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara