FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Oktobra p. 4
  • Ireo Toetran’i Jehovah Manintona Antsika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ireo Toetran’i Jehovah Manintona Antsika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Nampahafantatra ny Mombamomba Azy i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Tia Anao Foana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Fantaro ny Lalan’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Oktobra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 33-34

Ireo Toetran’i Jehovah Manintona Antsika

34:5-7

Nahafantatra tsara ny toetran’i Jehovah i Mosesy, dia izay no nanampy azy hanam-paharetana tamin’ny Israelita. Raha miezaka mahafantatra tsara ny toetran’i Jehovah koa isika, dia hamindra fo amin’ireo mpiara-manompo amintsika.

  • “Mamindra fo sy tsara fanahy”: Mikarakara ny mpanompony i Jehovah, hoatran’ny ataon’ny ray aman-dreny amin’ny zanany. Hita amin’ny fomba anaovany an’ilay izy hoe tena tia sy miahy azy ireo izy

  • “Tsy mora tezitra”: Manam-paharetana amin’ny mpanompony i Jehovah. Tsy mora tezitra izy rehefa manao diso izy ireo, ary omeny fotoana izy ireo mba hahafahany miova

  • “Be hatsaram-panahy feno fitiavana”: Tena tia sy tsy mivadika amin’ny vahoakany i Jehovah, ary haharitra mandrakizay izany

Sary: Vavolombelon’i Jehovah miezaka manahaka ny toetra tsaran’i Jehovah. 1. Anti-panahy roa mitsidika fianakaviana iray, ary miresaka andinin-teny mampahery amin’izy ireo. 2. Anabavy iray mampahery anabavy iray hafa mitomany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no azoko atao mba hahay hamindra fo sy ho tsara fanahy hoatran’i Jehovah aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara