FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Oktobra p. 6
  • Ampian’i Jehovah Isika mba Hahavita ny Asany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampian’i Jehovah Isika mba Hahavita ny Asany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy mba Misy Mahamarika ve ny Asanao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Nitari-dalana An’ireo Mpanompon’i Jehovah Fahiny ny Fanahy Masina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Ny Fanahy Masina: Fanomezan’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Ny Fomba Fiasan’ny Fanahy Tamin’ny Taonjato Voalohany sy Ankehitriny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Oktobra p. 6
Bezalila sy Oholiaba manamboatra zavatra vita amin’ny volamena ho an’ny tranolay masina. Ny iray manefy elatra kerobima, ary ny iray indray manafisaka vaingam-bolamena amin’ny marotoa.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 35-36

Ampian’i Jehovah Isika mba Hahavita ny Asany

35:25, 26, 30-35; 36:1, 2

Nanome toromarika tamin’ny an-tsipiriany i Jehovah hoe ahoana no tokony hanamboarana ny tranolay masina. Nanampy an’i Bezalila sy Oholiaba hanaraka tsara an’izany toromarika izany ny fanahy masina. (Jereo ny sary eo amin’ny pejy 1.) Afaka manampy antsika koa ny fanahin’i Jehovah. Inona no azontsika atao mba hahazoana azy io?

  • Mila mangataka ny fanahy masina isika, mba hampitombo ny fahaizantsika rehefa manao ny asan’i Jehovah

  • Tokony hazoto hianatra ny Tenin’Andriamanitra isika

  • Tokony hataontsika amin’ny fo manontolo izay asa anendrena antsika

Sary: Vavolombelon’i Jehovah nahazo fanendrena samihafa. 1. Anabavy iray manampy amin’ny fanorenana. 2. Rahalahy iray manomana satria hitarika Fianarana ‘Ny Tilikambo Fiambenana.’ 3. Rahalahy iray mitory amin’ny mpivarotra, ary ilay namany manara-maso sao dia misy mpanohitra tonga. 4. Mpivady iray manatrika Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana.

Afaka manampy antsika amin’izay fanendrena azontsika i Jehovah. Amin’inona, ohatra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara