FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Desambra p. 2
  • Tiantsika Kokoa Noho ny Fianakaviantsika i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tiantsika Kokoa Noho ny Fianakaviantsika i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Atao Rehefa Misy Voaroaka?
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Asehoy fa Tsy Mivadika Ianao Rehefa Misy Havana Voaroaka
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Misy Olona Tianao Niala Tamin’i Jehovah Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Desambra p. 2
Arona Mpisoronabe mijoro eo an-tokotanin’ny tranolay masina. Havan’i Arona roa lahy mitondra ny fatin’i Nadaba sy Abiho mankany ivelan’ny toby.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LEVITIKOSY 10-11

Tiantsika Kokoa Noho ny Fianakaviantsika i Jehovah

10: 1, 2, 4-7

Nadaba sy Abiho mitazona fitondrana afo misy emboka manitra sy vainafo.

Iharam-pitsapana ny tsy fivadihantsika rehefa misy olona akaiky antsika voaroaka. Tsy tokony hifanerasera aminy intsony mantsy isika. Manasongadina an’izany ilay toromarika nomen’i Jehovah an’i Arona. I Jehovah no tokony ho tiantsika kokoa noho ireo havantsika voaroaka.

Inona no fitahiana mety ho azon’ireo mankatò ny toromarik’i Jehovah momba ny voaroaka? —1Ko 5:11; 2Jn 10, 11

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara