FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Mey p. 2
  • Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Hampahomby An’izay Ataonao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Zelofada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tahin’i Jehovah Izay Manam-pinoana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampaherezo ny Rahalahinao Rehefa ao Anatin’ny Fotoan-tsarotra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Mey p. 2
Izy dimy vavy zanak’i Zelofada eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Miangavy an’i Mosesy izy ireo mba hihaino ny fitarainany.

Ireo zanakavavin’i Zelofada mangataka ny lovan’ny rainy

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka

Nangataka ny hahazo ny lovan’ny rainy izy dimy vavy zanak’i Zelofada (No 27:1-4; w13 15/6 10 § 14; jereo ny sary, pejy 1)

Tsy nanavakavaka i Jehovah rehefa nanapa-kevitra (No 27:5-7; w13 15/6 11 § 15)

Tsy tokony hanavakavaka koa isika (No 27:8-11; w13 15/6 11 § 16)

Tsy manavakavaka hoatran’i Jehovah isika raha tia sy manaja ny mpiara-manompo, ary mitory amin’ny karazan’olona rehetra.

Sary: Fomba ampisehoantsika hoe tsy manavakavaka isika. 1. Olona dimy tsy mitovy taona sy fiaviana, miara-mikorana sy miara-misakafo. 2. Mpivady mitory amin’ny lehilahy iray hafa fiaviana, eo akaikin’ny tobin’ny mpitsoa-ponenana.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara