FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Mey p. 3
  • Efao ny Voadinao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Efao ny Voadinao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Voady
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • “Efao ny Voadinao”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Mey p. 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Efao ny Voadinao

An-tsitrapo ny voady nataon’ny Israelita, kanefa tsy maintsy nefaina (No 30:2; it “Voady”: “An-tsitrapo, nefa tsy maintsy nefaina” § 1)

Mety hivoady ny olona iray hoe hifady zavatra sasany tsy voarara (No 30:3, 4; it “Voady” § 1)

Ankehitriny, dia raharaha mahakasika an’i Jehovah sy ny mpanompony tsirairay ny voady (No 30:6-9; w04 1/8 27 § 3)

Ny voady roa lehibe indrindra ataon’ny Kristianina dia ny fanokanan-tena sy ny voadim-panambadiana.

Sary: Olona manao voady. 1. Tovovavy iray mivavaka. 2. Mpivady iray mifanolotra peratra mandritra ny mariaziny.

SAINTSAINO IZAO: ‘Manefa ny voady nataoko ve aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara