FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Septambra p. 15
  • Torio Ilay Vaovao hoe Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Torio Ilay Vaovao hoe Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana!
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ezaka Manokana Ampahafantarana ny Fanjakan’Andriamanitra, Amin’ny Novambra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Ezaka Manokana Ampahafantarana ny Fanjakan’Andriamanitra Amin’ny Septambra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Vavolombelon’i Jehovah—Voalamina mba Hitory ny Vaovao Tsara
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Aparitaho Amin’ny Fomba Miitatra ny Vaovao Momba Ilay Fanjakana No. 35
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Septambra p. 15
Mpivady manao kopa-tanana ny namany ao amin’​ny Paradisa.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Torio Ilay Vaovao hoe Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana!

Hanao ezaka manokana isika amin’ny Novambra mba hitoriana amin’ny olona hoe kely sisa dia ho tsara be ny fiainana. (Sl 37:10, 11; Ap 21:3-5) Alamino ny fandaharam-potoananao mba hahafahanao mandray anjara betsaka araka izay azo atao. Afaka mifidy ny hanatratra 30 na 50 ora ianao amin’io volana io raha hanao mpisava lalana mpanampy.

Manomàna andinin-teny momba ny tontolo vaovao mba horesahinao amin’ny olona faran’izay betsaka. Mifidiana andinin-teny mahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo. Raha hitanao hoe liana ilay olona itorianao dia omeo Ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2021 izy. Ataovy izay hanohizana an’ilay resaka, haingana araka izay azo atao, ary miezaha hanomboka fampianarana amin’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Ho faly be isika hanao an’izay azontsika atao mba hiresahana ny “vaovao tsara momba ny zavatra tsara kokoa.”​—Is 52:7.

Azonao ampiasaina ny hevitra ao amin’ilay video hoe Fitoriana: Vaovao Tsara​—Sl 37:10, 11

JEREO ILAY HIRA HOE ILAY TONTOLO VAOVAO. VALIO IRETO AVY EO:

  • Inona ny zavatra tsara saintsainin’ilay ankizivavikely?

  • Inona ny zavatra tsy andrinao rehefa ao amin’ny tontolo vaovao?

  • Nahoana ianao no hazoto handray anjara feno amin’ilay ezaka manokana amin’ny Novambra raha misaintsaina ny zavatra antenainao?​—Lk 6:45

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara