FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Janoary p. 2
  • Tena Ratsy ny hoe Mpamadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tena Ratsy ny hoe Mpamadika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Delila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nataon’i Jehovah Natanjaka Be i Samsona
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Ny Lehilahy Natanjaka Indrindra
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • Miezaha ho Tsara Laza Foana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Janoary p. 2
Matory eo am-pofoan’i Delila i Samsona ary manao fihetsika amin’ny lehilahy iray i Delila hoe azo tapahina amin’izay ny volon’i Samsona.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tena Ratsy ny hoe Mpamadika

Lasa te hamadika an’i Samsona i Delila satria notambazana vola (Mpts 16:4, 5; w12 15/4 9 § 4)

Tsy namelan’i Delila raha tsy nolazain’i Samsona taminy ny tsiambaratelony (Mpts 16:15-18; w05 15/1 27 § 4)

Tsy tokony hivadika amin’ny fianakaviany sy amin’ny fiangonana ny Kristianina (1Te 2:10; w12 15/4 11-12 § 15-16)

Hamaly soa antsika i Jehovah raha tsy mivadika mihitsy isika.—Sl 18:25, 26.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara