FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Martsa p. 4
  • “An’i Jehovah ny Ady”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “An’i Jehovah ny Ady”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • “An’​i Jehovah ny Ady”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
  • Tadidinao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Goliata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Davida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Martsa p. 4
Mihantsy an’i Davida i Goliata ngezabe, ao aorian’ilay mpitondra ny ampingany.

Davida miady amin’i Goliata

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“An’i Jehovah ny Ady”

Nino an’i Jehovah i Davida satria nahalala azy sady efa nahatsapa hoe nampiany (1Sa 17:36, 37; wp16.5 11 § 2-3)

Nampitahain’i Davida tamin’i Jehovah i Goliata fa tsy tamin’ny tenany (1Sa 17:45-47; wp16.5 11-12)

Nataon’i Jehovah nandresy i Davida na dia natanjaka sy nampahatahotra be aza ny fahavalony (1Sa 17:48-50; wp16.5 12 § 4; jereo ny sary, pejy 1)

Lehilahy manary sigara any anaty fako.

Mety hahatsapa ho bitika isika indraindray raha oharina amin’ny olana mahazo antsika, ohatra hoe enjehina na miady mafy amin’ny fahazaran-dratsy. Tadidio anefa hoe bitika ireny olana ireny raha oharina amin’ny herin’i Jehovah tsy misy fetra.​—Jb 42:1, 2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara