FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Martsa p. 16
  • Hevitra Azo Resahina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hevitra Azo Resahina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana (19 Martsa–15 Aprily)
  • Fitorianaa (1-18 Martsa, 16-30 Aprily)
  • Fiverenana Mitsidikab
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Martsa p. 16
Mpivady sariaka mandray olona eo ivelan’ny Efitrano Fanjakana.

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Hevitra Azo Resahina

Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana (19 Martsa–15 Aprily)

“Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Olona an-tapitrisany no hanatrika azy io. Mitsingerina amin’io mantsy ny andro nahafatesan’i Jesosy.” Omeo [na andefaso] fanasana ilay olona. “Voalaza ato amin’ity fanasana ity ny toerana sy ny ora hanaovana azy [na ny fomba ahafahanao manaraka azy io ao amin’ny Internet]. Misy lahateny tianay hanasana anao koa ny alahady [na asabotsy] alohan’io.”

Raha liana ilay olona: Alefaso ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy [na andefaso rohy izy, na alefaso e-mail ilay video].

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Fitorianaa (1-18 Martsa, 16-30 Aprily)

Fanontaniana: Iza moa i Jesosy?

Andinin-teny: Mt 16:16

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Fiverenana Mitsidikab

Fanontaniana: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?

Andinin-teny: Mt 20:28

Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no hampisehoantsika fa mankasitraka ny vidim-panavotana isika?

a b Azonao ovaovana arakaraka ny zava-misy any aminareo ny fanontaniana sy ny hevitra horesahina amin’ny manaraka ary ny toe-javatra hanaovanao azy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara