FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Mey p. 15
  • “Ny Fitiavana ... Tsy Mieboebo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Ny Fitiavana ... Tsy Mieboebo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • “Miezaha Foana Haneho Fitiavana”
    Manatòna An’i Jehovah
  • Ny Fitiavana (Agape) — Ny Izy sy ny Tsy Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Fitiavana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Aoka Hampiorina Anao ny Fitiavana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Mey p. 15
Sary: 1) Rahalahy mivavaka alohan’ny hamakiana Baiboly. 2) Manadio Efitrano Fanjakana izy. 3) Mitsidika anabavy be taona any amin’ny hopitaly izy sy ny vadiny.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Ny Fitiavana ... Tsy Mieboebo”

Hanetry tena isika raha manana fitiavana. (1Ko 13:4) Raha tia an’ireo rahalahy sy anabavintsika isika, dia tsy hieritreritra hoe ambony noho izy ireo. Ny zavatra tsara ataony sy ny toetra tsarany no ifantohantsika, ary ampiasaintsika hanampiana azy ny fahaizantsika. (Fi 2:3, 4) Vao mainka isika hampiasain’i Jehovah mba hanao ny sitrapony raha manana an’izany karazana fitiavana izany.

JEREO ILAY VIDEO HOE TADIDIO FA NY FITIAVANA... TSY MIEBOEBO. VALIO IRETO AVY EO:

  • Inona avy no nampiavaka an’i Absaloma?

  • Tsy nampiasain’i Absaloma hanaovana zavatra tsara izany. Inona no nataony?

  • Inona no tokony hataontsika mba tsy hieboebo isika?​—Ga 5:26

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara