FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Septambra p. 2
  • Derao i Jehovah fa Hendry Izy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Derao i Jehovah fa Hendry Izy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Sarobidy Taminy ny Fahendrena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Fitsidihana Iray Novalian-tsoa Be dia Be
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • Vavaka Ampahibemaso Feno Fanetren-tena sy Vokatry ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Sheba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Septambra p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Derao i Jehovah fa Hendry Izy

Nomen’i Jehovah fahendrena miavaka i Solomona (1Mp 10:1-3; w99 1/7 30 § 6)

Variana ny mpanjakavavin’i Sheba tamin’ny fahendrena nomen’i Jehovah an’i Solomona (1Mp 10:4, 5; w99 1/11 20 § 6)

Nidera an’i Jehovah ny mpanjakavavin’i Sheba noho izy nanendry an’i Solomona ho mpanjaka (1Mp 10:6-9; w99 1/7 30-31)

Anabavy mitory amin’ny ramatoa anankiray any amin’ny fivarotana kafe.

Tokony hasehontsika koa hoe sarobidy amintsika ny fahendrena avy amin’i Jehovah, hoatran’ny nataon’ny mpanjakavavin’i Sheba. Manao an’izany, ohatra, isika rehefa mampihatra ny zavatra nampianarin’i Jesosy eo amin’ny fiainantsika, ary miezaka mafy manahaka azy. (Mt 12:42; 1Pe 2:21) Manao an’izany koa isika rehefa manompo ka miresaka momba ny fahendren’Andriamanitra.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara