FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 3
  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 3
Anabavy be taona, mampiasa tablette mba hanaovana fanomezana amin’ny alalan’ny Internet. Sary: Fomba isan-karazany hampiasana ny fanomezana ataontsika. 1) Hanaovana pirinty any amin’ny Betela. 2) Hanaovana sekoly ara-baiboly isan-karazany. 3) Hanaovana fitoriana. 4) Hanaovana tetikasa fanorenana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Aoka Ianareo ho Zatra Manome”

Nasehon’i Jesosy hoe mifindra ny toe-tsaina tia manome. (Lk 6:38) Raha zatra manome ianao, dia ho tsara fanahy sy ho tia manome koa ny rahalahy sy anabavy.

Anisan’ny fanompoantsika an’i Jehovah ny manome am-pifaliana. Tsikaritr’i Jehovah izay olona tia manome sy tia manampy ny mpiara-manompo mila fanampiana. Mampanantena izy hoe hamaly soa azy.​—Oh 19:17.

JEREO ILAY VIDEO HOE MISAOTRA ANAREO IZAHAY FA TIA MANOME IANAREO. VALIO IRETO AVY EO:

  • Ahoana no ampiasana an’ireny fanomezana ataonao ireny mba hanampiana ny mpiara-manompo?

  • Nahoana isika no tokony ho zatra manome na hoatran’ny ahoana na hoatran’ny ahoana ny habetsahan’ny fanomezana ataontsika?​—Jereo koa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo.”

AO AMIN’NY INTERNET

Ahoana no hatao raha te hanao fanomezana an-tsitrapo mba hanohanana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah? Tsindrio ilay hoe “Fanomezana”, eny amin’ny farany ambany amin’ny pejy fandraisana amin’ny JW Library®. Any amin’ny tany sasany, dia hipoitra ao amin’ilay pejy vaovao hisokatra ilay rohy hoe “Fanontaniana.” Midira ao amin’io rohy io, dia hahita an’ilay lahatsoratra hoe Fanomezana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah: Fanontaniana Fametraky ny Olona ianao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara