FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Janoary p. 16
  • Mametraha Tanjona ho An’ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mametraha Tanjona ho An’ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Vonona ho Amin’ilay Andro Lehibe Indrindra Anatin’ny Taona ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Tahin’i Jehovah ny Ezaka Ataontsika Hanatrehana Fahatsiarovana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Ataovy Mahafinaritra ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Hararaoty Hanompoana Bebe Kokoa ny Vanim-potoan’ny Fahatsiarovana!
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Janoary p. 16

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mametraha Tanjona ho An’ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana

Tsy andrin’ny vahoakan’i Jehovah ny hiara-hankalaza ny Fahatsiarovana isan-taona. Nanome antsika ny vidim-panavotana i Jehovah, dia te hidera sy hankasitraka azy isika. Afaka manararaotra manao an’izany isika mandritra an’ireo herinandro aloha sy aorian’ny Fahatsiarovana. (Ef 1:3, 7) Miezaka mafy, ohatra, isika mba hanasa olona hanatrika azy io. Misy izao afaka mandamina ny fandaharam-potoanany mba hanaovana mpisava lalana mpanampy mandritra ny volana Martsa na Aprily, dia miezaka manatratra 30 na 50 ora. Te hampitombo ny fanompoanao ve ianao mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana amin’ity taona ity? Inona no hanampy anao?

Matetika isika no mahavita zavatra betsaka kokoa rehefa miomana mialoha. (Oh 21:5) Izao isika dia efa tokony hanomboka hiomana satria tena efa akaiky ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana. Raha tianao ny hampitombo ny fanompoanao mandritra an’io fotoana io, dia eritrereto hoe inona no tanjona azonao tratrarina ary ahoana no hanatratraranao an’izany. Angataho i Jehovah avy eo mba hitahy ny ezaka ataonao.​—1Jn 5:14, 15.

Inona avy no eritreretinao hatao mba hampitomboana ny fanompoanao mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana?

Tanjona

Inona no hataoko mba ho tratrako ny tanjoko?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara