FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Mey p. 4
  • “Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olon-kafa
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Josafata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rehefa Inona Ianao no Miantehitra Amin’i Jehovah?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • “Ho ao Foana ny Foko”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Mey p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”

Nitady fanampiana tamin’i Jehovah i Josafata sy ny vahoakan’i Joda rehefa nisy nandrahona (2Ta 20:12, 13; w14 15/12 23 § 8)

Nampahery ny vahoakany i Jehovah ary nanome azy ireo toromarika mazava tsara (2Ta 20:17)

Namonjy ny vahoakany i Jehovah satria nino azy izy ireo (2Ta 20:21, 22, 27; w21.11 16 § 7)

Rahalahy sy anabavy vitsivitsy miara-mivory ao amin’ny trano iray, ary misy polisy mitondra fitaovam-piadiana miditra an-keriny ao amin’ilay trano.

Hanafika ny vahoakan’i Jehovah i Goga mandritra ny fahoriana lehibe. Tsy hatahotra anefa izay mino an’i Jehovah sy matoky ny olona ampiasainy hitarika ny vahoakany.​—2Ta 20:20.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara