FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Mey p. 9
  • “Rain’ny Kamboty Ray” i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Rain’ny Kamboty Ray” i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Araho ny Toro Lalan’ny Baiboly dia Hahomby ny Zanakao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2025-2026 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra
  • “Fidio ... Izay Hotompoinareo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Mey p. 9
Ilay rahalahy tanora tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Afaka Manompo An’i Jehovah Ianao na dia Tsy Ohatra Tsara aza ny Ray Aman-dreninao.” Miresaka amin’ny rahalahy matotra iray izy, eny amin’ny fanompoana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Rain’ny Kamboty Ray” i Jehovah

Betsaka ny tanora mifidy ny ho naman’i Jehovah isan-taona. (Sl 110:3) Tena tia anareo tsirairay i Jehovah. Azony tsara ny olana atrehinareo ary mampanantena izy hoe hanampy anareo hanompo azy. Raha ny dadanao na ny mamanao irery no mitaiza anao, dia tadidio fa “rain’ny kamboty ray” i Jehovah. (Sl 68:5) Noho ny fampiofanany, dia hahomby ianao na manao ahoana na manao ahoana ny zavatra iainanao ao an-trano.​—1Pe 5:10.

Sary avy amin’ilay video hoe “Mahavita Miaro ny Finoana... Ireo Notezain’ny Rainy na ny Reniny Irery.” Tammy Ludlow.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAVITA MIARO NY FINOANA... IREO NOTEZAIN’NY RAINY NA NY RENINY IRERY, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no ianaranao avy amin’i Tammy sy Charles ary Jimmy?

  • Inona no ampanantenain’ny Salamo 27:10 an’izay notezain’ny rainy na ny reniny irery?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara