FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Septambra p. 12
  • Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Afaka ny ho Naman’Andriamanitra Ianao
    Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?
  • Nidera ny Anaran’i Jehovah i Joba
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Ahoana no Ampisehoantsika hoe Tiantsika i Jehovah?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Septambra p. 12

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah

Tian’i Satana hino ny olona hoe i Jehovah no mahatonga ny zava-dratsy hitranga (Jb 8:4)

Tian’i Satana hieritreritra isika hoe tsy raharahian’i Jehovah isika na mivadika aminy na tsia (Jb 9:​20-22; w15 1/7 12 § 3)

Ny fitiavana sy ny tsy fivadihan’i Jehovah no manampy antsika tsy hivadika sy tsy ho voafitaky ny laingan’i Satana (Jb 10:12; Sl 32:​7, 10; w21.11 6 § 14)

Anabavy iray misaintsaina sy manoratra ny fitahiana samihafa efa azony. Misy sary kely anaty boribory mampiseho: Mpivady manatitra sakafo ho azy, anabavy iray hafa mamihina azy any amin’ny Efitrano Fanjakana, ary sariny mijery Tele JW.

ANDRAMO IZAO: Hanana hery hiatrehana ny fitsapana mahazo anao ianao, raha misaintsaina ny fomba ampisehoan’i Jehovah ny fitiavany sy tsy fivadihany aminao. Soraty izany ary jereo matetika.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara