Fampidirana
Efa ho tonga ve ny faran’izao tontolo izao rehefa jerena ny zava-misy eran-tany? Raha izany tokoa no izy, misy azontsika atao ve mba tsy ho faty isika rehefa tonga izany? Inona no hitranga aorian’ny farany? Mampahery ny valiny omen’ny Baiboly momba an’ireo fanontaniana ireo ary izany no horesahin’ny lahatsoratra ato.