FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w23 Jona p. 32
  • Lahatsoratra Hafa ao Amin’ny Gazety Fianarana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lahatsoratra Hafa ao Amin’ny Gazety Fianarana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Ny Tilikambo Fiambenana Gazety Fianarana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Andian-dahatsoratra Ilaina Amin’ny Fanompoana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
w23 Jona p. 32

Lahatsoratra Hafa ao Amin’ny Gazety Fianarana

Be dia be ny mpitory mampiasa ny JW Library® rehefa manomana fivoriana, ary tena faly ry zareo hoe miseho ao ny lahatsoratra tsirairay ianarana ao amin’ny Tilikambo Fiambenana. Matetika anefa ny gazety fianarana no misy lahatsoratra hafa ahitana sakafo ara-panahy. Ahoana àry no hahitana azy ireny ao amin’ny JW Library, ka handray soa avy amin’izany?

  • Misy an’izao eo amin’ny faran’ny lahatsoratra fianarana tsirairay: “Azo Vakina Koa.” Misy rohy hoe “Lahatsoratra hafa ato amin’ity gazety ity” eo ambanin’io lohatenikely io. Rehefa tsindrianao io rohy io, dia ho tonga ao amin’ny loha hevitra ao anatin’ilay gazety ianao. Mariho fa miavaka tsara ny lahatsoratra ianarana satria misy nomerao. Tsindrio izay lohatenin’ny lahatsoratra hafa tianao hovakina.

  • Misy hoe “Inona ny Vaovao” (na Nouveautés) eo amin’ny pejy fandraisana amin’ny JW Library. Isaky ny misy Tilikambo Fiambenana vaovao mipoitra eo, dia alaivo. Sokafy ilay gazety rehefa avy eo, dia jereo ny loha hevitra ao anatiny mba handraisanao soa amin’ny lahatsoratra rehetra ao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara