FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w24 Febroary p. 32
  • Mitadiava Vatosoa Ara-panahy Azonao Ampiharina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mitadiava Vatosoa Ara-panahy Azonao Ampiharina
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Mitovitovy Aminy
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly? Fizarana 1: Fantaro Izay Resahin’ny Baiboly
    Manontany ny Tanora
  • Zarao Izay Nianaranao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Manohiza mikatsaka harena nafenina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
w24 Febroary p. 32

MBA ANDRAMO IZAO

Mitadiava Vatosoa Ara-panahy Azonao Ampiharina

Hahita vatosoa ara-panahy isika rehefa mamaky Baiboly, raha manao fikarohana. Inona anefa no azo atao mba handray soa kokoa amin’izany isika?

Fakafakao ny tsipiriany amin’ilay tantara. Fantaro, ohatra, hoe iza no nanoratra an’ilay izy, ho an’iza, ary oviana no nosoratana. Inona no zava-misy resahina ao, dia inona no nitranga taloha sy taorianan’ilay izy?

Eritrereto izay azonao ianarana. Karohy ny valin’ny fanontaniana hoatran’ireto: ‘Ahoana no fihetseham-pon’ny olona voaresaka ao? Inona ny toetrany? Nahoana aho no tokony hiezaka hanana an’ireo toetra ireo, na hitandrina mba tsy hanana an’izany?’

Ampiharo izay nianaranao, angamba eny amin’ny fanompoana na rehefa mifandray amin’ny olona. Ho hita hoe lalin-tsaina ianao rehefa manao an’izany, araka ilay resahin’ny Baiboly hoe: “Tena lalin-tsaina izay rehetra mankatò ny didiny.”​—Sal. 111:10.

  • Soso-kevitra: Mariho fa manampy antsika hifantoka amin’ny fomba hampiharana ny hevitra ao amin’ny Baiboly ilay hoe Harena avy ao Amin’ny Tenin’Andriamanitra amin’ny fivoriana andavanandro. Matetika ao amin’io fizarana io no misy fanontaniana azontsika eritreretina, hevitra azo saintsainina, ary sary azo dinihina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara