FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w24 Jona p. 32
  • Manam-pinoana ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manam-pinoana ve Ianao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Mitovitovy Aminy
  • Asehoy hoe Tena Mino ny Fampanantenan’i Jehovah Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • “Ampitomboy ny Finoanay”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Finoana: Ilay Toetra Manome Hery
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2019
  • Manehoa Finoana Miorina Amin’ny Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
w24 Jona p. 32

TENY AVY AO AMIN’NY BAIBOLY

Manam-pinoana ve Ianao?

Tsy maintsy manam-pinoana isika raha te hampifaly an’i Jehovah. Milaza anefa ny Baiboly fa “tsy hoe manam-pinoana daholo ny olona rehetra.” (2 Tes. 3:2) Ireo ‘mpihetraketraka sy ratsy fanahy’ nanenjika azy no tian’ny apostoly Paoly horesahina, ary nila narovana tamin’ireo izy. Mihatra amin’ny olon-kafa koa anefa izay noresahiny momba ny finoana. Na efa misy porofo mazava aza mantsy hoe misy ny Mpamorona, izany hoe Andriamanitra, dia mbola misy mifidy ny tsy hiraharaha an’izany ihany. (Rom. 1:20) Ny hafa indray mety hilaza hoe mino izy fa misy hery ambony kokoa noho izy. Tsy izany fotsiny anefa ny finoana ilaina raha te hampifaly an’i Jehovah.

Mila resy lahatra isika hoe misy i Jehovah ary izy no “mpamaly soa” an’izay manana finoana matanjaka. (Heb. 11:6) Anisan’ny vokatry ny fanahy masina ny finoana. Afaka mahazo an’io fanahy io ny olona iray rehefa mivavaka amin’i Jehovah. (Lioka 11:9, 10, 13) Tena ilaina koa ny mamaky ny Tenin’Andriamanitra mba hahazoana azy io. Afaka mieritreritra an’izay novakintsika isika avy eo, dia mampihatra an’izay nianarantsika. Hisy vokany amin’ny fiainantsika ny fanahin’i Jehovah amin’izay, ka hanampy antsika hanana an’ilay finoana mampifaly azy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara