FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb07 p. 31-42
  • Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2006

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2006
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2007
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2005
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2006
  • Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany—Tatitra Maneran-tany 2007
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2008
  • Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany—Tatitra Maneran-tany 2009
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2010
  • Tatitra Maneran-tany 2011
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2012
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2007
yb07 p. 31-42

Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2006

Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 114

Tany Nanao Tatitra: 236

Tontalin’isan’ny Fiangonana: 99 770

Mpanatrika ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 16 675 113

Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 8 758

Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 6 741 444

Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 6 491 775

Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2005: 1,6

Tontalin’isan’ny Natao Batisa: 248 327

Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 269 557

Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 642 182

Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 333 966 199

Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 6 286 618

Nandritra ny taom-panompoana 2006, ny Vavolombelon’i Jehovah dia nandany 111 tapitrisa dolara mahery, nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera, ary mpiandraikitra mpitety faritany teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.

◼ Misy 19 328 no miasa any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokana Eran-tany, izy rehetra.

[Tabilao, pejy 32-39]

TATITRA MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PANOMPOANA 2006

(Jereo ny boky)

[Sarintany, pejy 40-42]

(Jereo ny boky)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara