FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb15 p. 10-p. 15 feh. 1
  • Mandroso Be ny Asa any Warwick

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mandroso Be ny Asa any Warwick
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Manao Ahoana ny Fandrosoan’ny Asa any Warwick?
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Mandroso Foana ny Fandaminana
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014
  • Zava-nisongadina Tamin’ny Taon-dasa
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017
  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Fanjakan’i New York
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2015
yb15 p. 10-p. 15 feh. 1
Sary, pejy 10, 11

ZAVA-NISONGADINA TAMIN’NY TAON-DASA

Mandroso Be ny Asa any Warwick

Sary, pejy 12

MARESAKA be ao amin’ilay toerana anaovana fanorenana any Warwick, any Etazonia, sady be dia be ny asa. Io ilay toerana vaovao hisy ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany. Rahalahy sy anabavy an-jatony no mitondra ny anjara birikiny. Nahafoy zavatra maro izy ireo nefa betsaka no nilaza hoe: “Tsy atakalonay na inona na inona mihitsy ny miasa eto.” Fa inona tokoa no mitranga any?

Sary, pejy 13

Inona no mitranga any Warwick?

Sary, pejy 13

“Tsy resaka fanorenana trano fotsiny ny eto Warwick. Nataon’i Jehovah tafaray ny ekipa mpanao fanorenana maro. Izahay koa nampiany mba handinika indray ny fanaovanay planina tetikasa lehibe, sao misy azo hatsaraina.”—Enrique Ford.

Sary, pejy 13

“Hoy ny Salamo 127:1: ‘Raha tsy i Jehovah no manao ny trano, dia very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.’ Asehon’izany fa tsy ho vita mihitsy io tetikasa io raha tsy eo ny fitahian’i Jehovah.” —Troy Snyder.

Sary, pejy 13

“Tena nanatanjaka ny finoako ny miasa eto, ary mbola tsy nahatsapa an’izany mihitsy aho hatramin’izay.”—Richard Devine.

Sary, pejy 14, 15
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara