FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwfq lahatsoratra 8
  • Manaja ny Fivavahana Hafa ve Ianareo?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manaja ny Fivavahana Hafa ve Ianareo?
  • Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Fantatrao Tsara ve ny Vavolombelon’i Jehovah?
    Mifohaza!—2016
  • Afaka Manampy Antsika Hahay Handefitra ny Baiboly
    Foto-kevitra Hafa
  • Mahay Mandefitra ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Fandeferana
    Mifohaza!—2015
Hijery Hafa
Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
ijwfq lahatsoratra 8
Lehilahy mamaky Baiboly ao amin’ny fivarotam-boky

Manaja ny Fivavahana Hafa ve Ianareo?

Manaraka ny torohevitry ny Baiboly mba ‘hanaja ny karazan’olona rehetra’ izahay, na inona na inona finoany. (1 Petera 2:17) Ana hetsiny, ohatra, ny Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny tany sasany. Tsy mitady hanery ny mpanao politika na ny mpanao lalàna handrara ny asan’ny fivavahana hafa anefa izahay, sady tsy manao ezaka manokana mba ho lasa lalàna tsy maintsy arahin’ny fiaraha-monina ny zavatra inoanay. Mampiseho ny fanajana tianay hasehon’ny olona aminay kosa izahay.—Matio 7:12.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara