FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwbq lahatsoratra 15
  • Andriamanitra Mahery Indrindra ve i Jesosy?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andriamanitra Mahery Indrindra ve i Jesosy?
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Valiny ara-baiboly
  • Moa ve Andriamanitra ambony noho i Jesosy foana?
    Tokony Hino ny Trinite ve Ianao?
  • Jesosy Kristy: ilay Zanaka malalan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Andriamanitra Mahery Indrindra ve i Jesosy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Ny Marina Momba ny Ray, ny Zanaka, ary ny Fanahy Masina
    Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
Hijery Hafa
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
ijwbq lahatsoratra 15
Jesosy

I Jesosy ve no Andriamanitra Mahery Indrindra?

Valiny ara-baiboly

Nolazain’ny mpanohitra azy fa nampitovy ny tenany tamin’Andriamanitra i Jesosy. (Jaona 5:18; 10:30-33) Tsy nilaza mihitsy anefa i Jesosy hoe mitovy amin’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra. Hoy izy: “Ny Ray dia lehibe noho izaho.”—Jaona 14:28.

Tsy nihevitra an’i Jesosy ho mitovy amin’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra ireo mpanara-dia azy voalohany. Nilaza, ohatra, ny apostoly Paoly fa ‘nasandratr’Andriamanitra ho amin’ny toerana ambony kokoa’ i Jesosy taorian’ny nananganana azy tamin’ny maty. Hita avy amin’izany fa tsy nihevitra an’i Jesosy ho ilay Andriamanitra Mahery Indrindra i Paoly. Tsy ho afaka hanome azy toerana ambony kokoa mantsy Andriamanitra raha izany no izy. —Filipianina 2:9.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara