FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwbq lahatsoratra 54
  • Nahoana ny Olona no Maty?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahoana ny Olona no Maty?
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Valiny ara-baiboly
  • Ahoana no Amonjen’i Jesosy Antsika?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Nahoana no Maty i Jesosy?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Inona Ilay Ota Tany Am-boalohany?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
Hijery Hafa
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
ijwbq lahatsoratra 54

Nahoana ny Olona no Maty?

Valiny ara-baiboly

Ara-dalàna isika raha manontany an’izany, indrindra raha olona akaiky antsika no maty. Hoy ny Baiboly: “Ny fanindronana mahatonga ny fahafatesana dia ny ota.”—1 Korintianina 15:56.

Nahoana ny olon-drehetra no manota sy maty?

Maty i Adama sy Eva, mpivady voalohany, satria nanota tamin’Andriamanitra. (Genesisy 3:17-19) Tsy maintsy maty izy ireo rehefa nikomy tamin’Andriamanitra.—Salamo 36:9; Genesisy 2:17.

Namindra ota tamin’ny taranany rehetra i Adama. Hoy ny Baiboly: “Tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana, ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra.” (Romanina 5:12) Maty àry ny olona satria mpanota daholo.—Romanina 3:23.

Ahoana no hanafoanana ny fahafatesana?

Nampanantena Andriamanitra fa “hofoanany tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana.” (Isaia 25:8) Tsy maintsy foanany anefa aloha ny ota, izay mahatonga ny fahafatesana. Hanao izany izy amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, izay “manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao.”—Jaona 1:29; 1 Jaona 1:7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara