Genesisy 38:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nojeren’i Joda tsara ireo, ka hoy izy: “Marina ny azy fa izaho no diso. Tsy nomeko ho vadin’i Sela zanako lahy+ mantsy izy.” Taorian’izay, dia tsy nanao firaisana taminy intsony i Joda. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 38:26 w04 15/1 29 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:26 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2004, p. 29
26 Dia nojeren’i Joda tsara ireo, ka hoy izy: “Marina ny azy fa izaho no diso. Tsy nomeko ho vadin’i Sela zanako lahy+ mantsy izy.” Taorian’izay, dia tsy nanao firaisana taminy intsony i Joda.