Eksodosy 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tamin’ny farany, dia nomen’i Farao baiko ny vahoakany manontolo hoe: “Atsipazo ao amin’ny Reniranon’i Neily* daholo ny zazakely hebreo vao teraka raha lahikely, fa avelao ho velona kosa ny vavikely rehetra.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Tamin’ny farany, dia nomen’i Farao baiko ny vahoakany manontolo hoe: “Atsipazo ao amin’ny Reniranon’i Neily* daholo ny zazakely hebreo vao teraka raha lahikely, fa avelao ho velona kosa ny vavikely rehetra.”+