Eksodosy 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nidina handro tao Neily ny zanakavavin’i Farao, ary nandehandeha teny amoron-drano ireo vehivavy mpikarakara azy. Dia tazan’ny zanakavavin’i Farao ilay harona teny anelanelan’ny bararata. Koa tonga dia nirahiny haka an’ilay izy ny mpanompovaviny.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:5 w97 1/5 30 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1997, p. 30
5 Nidina handro tao Neily ny zanakavavin’i Farao, ary nandehandeha teny amoron-drano ireo vehivavy mpikarakara azy. Dia tazan’ny zanakavavin’i Farao ilay harona teny anelanelan’ny bararata. Koa tonga dia nirahiny haka an’ilay izy ny mpanompovaviny.+