Eksodosy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia namaly izy hoe: “Iza no nanendry an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay? Tadiavin’ialahy hovonoina hoatran’ilay Ejipsianina koa angaha aho?”+ Dia natahotra i Mosesy ka nanao anakampo hoe: “Tena nisy nahafantatra ilay izy!”
14 Dia namaly izy hoe: “Iza no nanendry an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay? Tadiavin’ialahy hovonoina hoatran’ilay Ejipsianina koa angaha aho?”+ Dia natahotra i Mosesy ka nanao anakampo hoe: “Tena nisy nahafantatra ilay izy!”