Eksodosy 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tonga tany am-poto-tsofin’i Farao izany, ka nitady hamono an’i Mosesy izy. Nandositra azy anefa i Mosesy ka nandeha nipetraka tany Midianina.+ Rehefa tonga tany izy, dia nipetrapetraka teo akaikin’ny lavadrano iray. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:15 Fandalinana, Boky 2,
15 Tonga tany am-poto-tsofin’i Farao izany, ka nitady hamono an’i Mosesy izy. Nandositra azy anefa i Mosesy ka nandeha nipetraka tany Midianina.+ Rehefa tonga tany izy, dia nipetrapetraka teo akaikin’ny lavadrano iray.